|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Singan-teny  2 arahaba, 3 miera, 4 loza, 5 amy, 6 antambo
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara. [1.1]
Voambolana  9  Teny fanajana
Tovy hevitra  10 arahaba tsy maty fo aman' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11